|
|
|
|

Teny iditra1 vony arifomba
Singan-teny  2vony, 3ary, 4fomba
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6voninkazo misy ravim-bony, felam-bony, lahim-bony sy vavim-bony. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7fleur complète. [1.13]
Voambolana  8 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  9voninkazo tomombana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11